Hanampy ny mpianatra mialohan’ny hidirana amin’ny tsenan’ny asa ny fijerena ifotony ny zava-misy eny anivon’ny orinasa.
Ho fampiharana izany, nitsidika ny « Paul Boyé Technologies » ny mpiofana, ny mpampiofana sy ny mpitantana ivon-toeram-panofanana ary ireo tompon’andraikitra eto anivon’ny Ministeran’ny ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ; izay notarihin-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny 21 oktobra.
Tanjona ny ahafahan’ireo mpiofana mianatra asa avy hatrany aorian’ny fiofanana arahiny, hanampy ny mpitantana ny ivon-toeram-panofanana amin’ny fiofanana tokony omena ny mpianatra mba hamaly ny tsenan’ny asa avy hatrany izany. العاب النت الحقيقيه
Hitohy ny fidinana ifotony eny anivon’ny orinasa toy izao, hoy ny ministra. لعبة بينجو
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Octobre 2021