Ho fiarovana sy fitsinjovana ny mpiasa eto amin’ny ministera sy ireo fianakaviany, dia notanterahina ny alatsinainy 06 desambra 2021 ny fanaovam-bakisiny teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.
Nanomana vakisiny 200 fatra ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary hita ny fahavitrihan’ireo mpisitraka vaksiny. قمار على النت
Ampahatsiahivina hatrany ny rehetra fa mbola misy ka mamono ny Covid-19, koa ilaina fitandremana. 888 عربي
« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP / Desambra 2021