Nandray anโAndriamatoa Florian COMTE, โChief Executive Officerโ anโny orinasa KALDERA i Dr ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy.
Nifantoka taminโny fanamafisana ny fiaraha-miasa ny fihaonana, indrindra aminโny fametrahana โcentre dโappel interneโ ao anatinโny Ministera, ho fanatsarana ny fifandraisana sy ny fitantanana vaovao.
Ity tetikasa ity dia isanโny ezaka fanavaozana ara-nomerika ataonโny Ministera, hanamafisana ny mangarahara sy hanamorana ny tolotra fifandraisa ho anโny olom-pirenena.
Nankasitraka manokana ny orinasa KALDERA ihany koa Andriamatoa Minisitra noho ny fanohanany aminโny fanatanterahana ity tetikasa stratejika ity.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha