Nihaona taminโny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโAsa : Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, ny Masoivohonโi Maroc : SEM Mohammed Benjilany.
Nifantoka taminโny teboka telo lehibe ny fihaonana :
โ Fanombanana ny fiaraha-miasa efa misy tao anatinโny taona vitsivitsy teo aminโny sehatry ny faampianarana sy ny fanofanana arakโasa, ahitana ny fandaharan'asa vatsim-pianarana sy ny fanamafisana ny fahaiza-manaonโny tanora.
โ Fivoaranโny tetikasa ivon-toeram-panofanana arakโasa ao Antsirabe, nijerena ny asa efa vita sy ireo dingana mbola hotanterahina.
โ Fametrahana vina sy laharam-pahamehana ho avy, aminโny fanadihadiana ireo sehatra vaovao azo hanamafisana ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny sehatra.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha