Tontosa soa aman-tsara ny famaranana ny AMPAHIBEMASO ho fandraisana ireo vacataires ho mpiasam-panjakana eo anivonโ€™ny METFP izay notarihin'i Dr. ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโ€™Asa. 

Vacataires miisa 250 izay efa niasa teo anivonโ€™ny Ministera sy ireo toeram-pampianarana no voakasikโ€™ity dingana ity, izay tanterahina aminโ€™ny fomba mangarahara.

Nanomboka ny 11 Mey 2026, nitety ireo Fitaleavam-paritra 22 manerana ny Nosy ireo mpikambana ao aminโ€™ny "commission de recrutement" sy ireo teknisianina, niaraka taminโ€™ny solon-tenanโ€™ny BIANCO sy ireo tomponโ€™andraikim-panjakana eny an-toerana, mba hiantohana ny fahitsiana nandritra ny ampahibemaso. Nandritra izany dia samy nanamarina ny mombamomba azy sy ny isa (points) azony araka ireo mason-tsivana napetraka ireo vacataires.

Ity famaranana eto Analamanga ity dia manamarika ny fiafaranโ€™ny ampahibemaso nasionaly, sady manamafy ny finiavanโ€™ny Minisitera hanohy ny fanavaozana sy ny fitantanana mangarahara aminโ€™ny fandraisana mpiasam-panjakana.

#OloMahayRahaTsyVeryMandeha