Notanterahinโny Minisiteranโny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโAsa ny atrikasa famerenana sy fanombanana ireo asa niarahana taminโireo mpiara-miombon'antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF), niaraka taminโny fampahafantarana ny Drafi-pampiharana Stratejika 2026-2027.
๐ Nandritra izany no :
* Nampahafantarana ny vina sy ny politikam-pampandrosoana entinโny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arakโasa, Dr ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy.
* Nanombanana ireo zava-bita nandritra ny taona 2025
* Nanehoana ireo laharam-pahamehana stratejika aminโny alalanโny ยซ Plan dโAction Stratรฉgique 2026-2027 ยป
๐ค Maneho fankasitrahana feno ireo mpiara-miombonโantoka rehetra ny Minisitera noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana sarobidy entinโizy ireo ho fampandrosoana ny sehatry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโAsa.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha