Fandalovan-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tao amin’ny renivohitry ny Faritra Vakinankaratra.
Nidina ifotony nijery ireo foto-drafitr’asa sy ny fizotran’ny fanofanana tao amin’ny CFP sy LTP Antsirabe ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, ny