Akany Tsy Magnary Zaza Mananjary : Notolorana fanampiana
Nandritry ny fandalovan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny Faritra Vatovavy dia tsy nanadino ireo ivon-toeram-pitaizana zaza kambana