LTP Ankazoabo : Notolorana fitaovam-pianarana
🎯Tsy diso anjara fa anisan’ireo nisitraka fitaovam-pianarana avy amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ihany koa ny LTP Akazoabo, ny talata 13 desambra 2022.