Miss University Africa Madagascar : Nitsidika ara-pomba fanajana an-dRamatoa Minisitra
➡➡Nitsidika ara_pomba fanajana ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny birao fiasany Ampefiloha, ny 7 novambra 2022