DREFTP DIANA : CFPF AMBANJA

DREFTP DIANA : CFPF AMBANJA

DREFTP DIANA : CFPF AMBANJA

Ny ivontoeram-panofanana ho an’ny vehivavy (CFPF) Ambanja dia manofana tanora sy renim-pianakaviana amin’ny sehatrasa samihafa : tao-zaitra, informatika, hay nahandro.

Tafiditra indrindra anatin’ny fampivoarana ny vehivavy, ny fanofanana sy ny fampanan’asa nitondram-panofanana sy fanamafisam-panofanana ny andiany indray mihira teto ambanja. مواقع القمار العالمية Rehefa nisitraka fiofanana nandritry ny enim-bolana ity andiany ity dia notolorana mari-panofanana ny zoma 16 septambra 2021.

Nanome voninahitra izany fotoana izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, izay notronin’ireo manam-pahefana teto an-toerana. العاب بوكر
Efa eo ny Olo-mahay raha, hoy Ramatoa Minisitra, fa ny tena ifantohanay indray izao dia ny tsy hahavery mandeha ny mpiofana, izany hoe ny hisian’ny « Adéquation Formation-Emploi ».

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Septembre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle