CFP AMPANEFENA : Fampitaovana sy fanajariana ny fotodrafitrasa
« Ivon-toeram-panofanana manaraka ny fenitra no sahaza ho an’ireo zanantsika misitraka fiofanana », io no nambaran’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa – VAVITSARA Rahantanirina