« Ivon-toeram-panofanana manaraka ny fenitra no sahaza ho an’ireo zanantsika misitraka fiofanana », io no nambaran’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa – VAVITSARA Rahantanirina Gabriella nandritry ny fitsidihana sy lanonana fanolorana fitaovam-panofanana ny CFP Ampanefena ny Alarobia 27 oktobra 2021.
Amin’ity ampahany voalohany ity dia ny seha-piofanana tao-trano sy asa vaventy no nahazo fampitaovana, ka anisan’izany ny :
- brouettes cargo,
- coupes carreau,
- scie à main,
- niveau 100 cm,
- auge maçon plastique,
- serre à joint de maçon,
- serre à joint manuel,
- chaussure de sécurité.
Manoloana ny fahanteran’ny fotodrafitrasa dia nampanantena Ramatoa Minisitra fa handray an-tanana ny fanavaozana ity ivon-toeram-panofanana ity, izay efa 25 taona izao no niorenany. البلاك جاك
« Olo-mahay raha, tsy very mendeha »
©️SCOM METFP/ Octobre 2021