METFP : Fiarahabana ireo tafita tamin’ny fanadinam-panjakana
Ry tanora, zandry, zanaka, Dingana iray lehibe eo amin’ny fiainana ny fahazoana ny mari-pahaizana bakalorea, ary indrindra varavarana misokatra eo amin’ny fiatrehana ny ho avy.