DRETFP Boeny : nitohy tamin’ny fitsidihana ny LTP Marovoay
🎯🎯Taorian’ny Ambato Boeny, dia nihazo an’i Marovoay indray ny delegasiona notarihin’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny sabotsy 8