🔴Nifanesisesy ny fandaharam-potoanan’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa androany tolakandro. 🔴Nandray ny masoivohon’ny firenena Japoney miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa ABE
🔴Tsy mitsahatra mitady fiarahamiasa hanampiana amin’ny fampiofanana ny tanora malagasy arak’asa ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa. 🔴Hisy ny fandaharanasa lehibe ahafahana mampiofana