Hisy Fiarahamiasa eo amin’ny Madagasikara sy Émirats – Arabes Unis
🔴Ho fanatanterahana ny fifanarahana vita sonia tamin’i Emirats-Arabes Unis, dia hanomboka tsy ho ela ny fampiofanana ireo tomponandraikim-panjakana ambony amin’ny resaka haitarika (leadership), fitantanan-draharaham-panjakana, fanatanterahana