Fampiofanana faobe ho an’ny tanora amin’ny sehatr’asa BTP
🔴 Niroso tamin’ny fanatanterahana ny fifanaraham-piaraha-miasa nosoniavina ny 5 martsa lasa teo ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy fampiofanana arak’asa sy ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara