Fifanaraham-piarahamiasa: ONG Wings of Change sy ny METFP

Fifanaraham-piarahamiasa: ONG Wings of Change sy ny METFP

Fifanaraham-piarahamiasa: ONG Wings of Change sy ny METFP

🔴Vita sonia tany Nosy Be Hell Ville omaly ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny ONG Wings of Change sy ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’asa, mba hanarenana ny Lycée Technique et Professionnel Dzamanjary Nosy Be. Efa antitra ary efa simba ny fotodrafitrasa, nitady ny vahaolana hahafahana manamboatra azy Ramatoa Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, ka nifampiraharaha tamin’ity ONG ity, izay efa misehatra rahateo eo amin’ny resaka fizahan-tany sy fandraisam-bahiny any an-toerana.

🔴 Nanaiky hiara-miombon’antoka amin’ny Minisitera izy ireo ka hanamboatra ny fotodrafitrasa efa simba ao amin’ny LTP. Fa hametraka efitrano iray manokana ihany koa, izay hasiana fampitaovana mba hanaovan’ny minisitera fandaharanasa fampiofanana faobe maimaimpoana ny tanoran’i Nosy be amin’ny sehatr’asa manodidina ny fizahan-tany sy ny fandraisam-bahiny, ny informatika, ny teny frantsay sy teny anglisy sy ny sisa.

🔴Fanombohana ihany izao fiarahamiasa izao fa naneho ny fahavononany hanampy tanteraka ny Minisitera ny ONG Wings of Change ka hihitatra amin’ny lafiny hafa koa, ao anatin’ny fampiofanana arak’asa ihany ny fiaraha-miombon’antoka ho fanampiana ny tanoran’i Nosy Be mba tsy ho solafaka amin’ny asa fivarotan-tena, fanambadiana aloha loatra na fidorohana zavamahadomelina.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle