Lanonana fizarana marim-pankasitrahana ireo tanora nahavita fiofanana BTP
27 amin’ireo tanora nanaraka fiofanana faobe mikasika ny fanaovan-trano sy ny asa vaventy (Bâtiment et travaux publics), nokarakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa