𝗙𝗮𝗺𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗶𝗯𝗲𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗮𝗰𝗮𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀
Tontosa soa aman-tsara ny famaranana ny AMPAHIBEMASO ho fandraisana ireo vacataires ho mpiasam-panjakana eo anivon’ny METFP izay notarihin'i Dr. ANDRIAMAMPANDRY…
Tontosa soa aman-tsara ny famaranana ny AMPAHIBEMASO ho fandraisana ireo vacataires ho mpiasam-panjakana eo anivon’ny METFP izay notarihin'i Dr. ANDRIAMAMPANDRY…
Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa : Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, ny Masoivohon’i Maroc : SEM Mohammed Benjilan…
Nandray an’Andriamatoa Florian COMTE, “Chief Executive Officer” an’ny orinasa KALDERA i Dr ANDRIAMAMPANDRY Todisoa Manampy.Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fi…
Manomboka amin’ny sehatra nomerika ka hatramin’ny fambolena, ary mandalo amin’ny fitantanana tsara sy ny fampidirana ara-tsosialy, dia hita taratra amin’ireo he…
Nofaranana androany ny tetikasa BIOCOM Madagascar, notanterahin’ny UNESCO niaraka tamin’ny fanohanan’ny KOICA. Nisongadina ny fananganana ivon-toeram-piofanana …
Anisan’ny vina iombonan’ny sehatra telo — ny Fanabeazana, ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ary ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana ara-tsiansa —…
Nisy ny fitsidihana nataon’ireo Minisitra telo mianadahy misahana ny sehatry ny Fampianarana tao amin’ny LTP Toliara, notarihin’Andriamatoa Andriamampandry Todi…
Notanterahina tao amin’ny CFP Ampasampito ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny tetik’asa D-CLIC : fanofanana tanora 1 000, izay ny fiaraha-miasan’ny METFP sy…
Nanamafy ny fanekena nataon’ny andaniny sy ny ankilany ny fihaonana, izay manaporofo ny fahamatoran’ny fiaraha-miasa sy ny paikady maharitra napetraka.Adidy fa …