𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗼𝗺𝗯𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗮𝘀𝗼𝗶𝘃𝗼𝗵𝗼𝗻'𝗶 𝗞𝗼𝗿𝗲𝗮.
Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, Andriamatoa TSILEFA Antonio ny Masoivohon'i Korea, Ramatoa Park Ji-h…
Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, Andriamatoa TSILEFA Antonio ny Masoivohon'i Korea, Ramatoa Park Ji-h…
Natolotr'Andrimatoa Minisitra TSILEFA Antonio amin'ny fomba ofisialy ny tapakila fiondranana mankany Algérie ho azy 18 mianadahy, mpianatra mendrika tamin'ny ba…
CHANTIER ÉCOLE Mitohy hatrany ny fanofanana fohy ezaka na ny Apprentissage aux Métiers de Base (AMB) natolotra ny mpiofana teo anivon'ny LTP Ambositra .…
Ho fanehoana firaisankina sy fanohanana ireo mpiray tanindrazana tra-boina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani, dia nanatanteraka hetsika tolo-tanana ny Fa…
Efa miasa ve ianao ? Kanefa tsy manana diplaoma mifanaraka amin'ny traikefa anananao ? Natao ho anao indrindra ny "𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗾𝘂𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝘅𝗽𝗲𝗿𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲" ( 𝗩𝗔…
𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗧𝗣 𝘀𝘆 𝗖𝗙𝗣 Raha vao nigadona teto an-tanindrazana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, An…
Ireto avy ireo sehatra efa manomboka : -Mécanique Auto : izay mifantoka kokoa aminy fanamboarana sy fikojakojana Bajaj ( tricycle) -Electricité de…
Mitohy hatrany ny fanofanana momba ny tao-trano izay atao ao amin'ny LTP Manakara aty amin'ny Fitaleavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana …
Mandray anjara feno amin'ny fampivoarana ny lafiny ekonomikan'i Madagasikara ny METFP amin'ny alalan'ny tolotra fanofanana omeny ny tanora.Tanterahana ao Paris …