
𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 septambra 𝟐𝟎𝟐𝟓
Tanteraka androany maraina 01 septambra ny fananganan-tsaina teto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notarihin-dRamatoa Ministra RASOLOARISOA Marie Marcelline.Nandritra ny lahateniny dia nisaotra








