![](https://www.metfp.gov.mg/wp-content/uploads/2024/04/WhatsApp-Image-2024-04-13-at-12.59.132-300x200.jpeg)
Fitsidihan’ny solon-tenan’ny AFD
🔴 Nandray ny solotenan’ny AFD (Agence Française de Développement) miasa eto Madagasikara Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY omaly. 🔴
🔴 Nandray ny solotenan’ny AFD (Agence Française de Développement) miasa eto Madagasikara Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY omaly. 🔴
🔴Afaka handefa tanora any amin’ny ivon-toeram-pampifonana manarapenitra amin’ny sehatry ny fandraisam-bahiny sy ny fizahan-tany atsy amin’ny Nosy Maorisy i Madagasikara. Notanterahina ny Zoma faha 13
Kihon-dalana lehibe ho an’ny fampianarana teknika ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny rafi-pampianarana androany 11 aprily 2024, tao Ampefiloha, izay notarihin’ny Minisitry ny
🔴 Niroso tamin’ny fanatanterahana ny fifanaraham-piaraha-miasa nosoniavina ny 5 martsa lasa teo ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy fampiofanana arak’asa sy ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara
🔴Vita sonia tany Nosy Be Hell Ville omaly ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny ONG Wings of Change sy ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’asa, mba
🔴 Ny 80 isanjaton’ireo tanora miisa 230 nanaraka ny fifofanana maimaimpoana, mikasika ny Freelancing Web, ao anatin’ny fampiofanana faobe (formation de masse) amin’ny “Métiers du
🔴 Tao anatin’ny firaisankina, fanehoana fitiavan-tanindrazana, no nanatanterahana ny “Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena” tao amin’ny Centre de Formation Professionnelle (CFP) tao Antsirabe, androany 29 martsa 2024,
🔴 Ao anatin’ny fandinihana ny fanavaozana ny rafi-pampianarana teknika (réforme curriculaire) mihitsy ny minisitera ankehitriny, ka ampifanarahana izany amin’ny vanim-potoana ankehitriny sy ny fivoaran’ny teknolojia.
🔴 Hiroso amin’ny fametrahana fiaraha-miasa hanofanana ireo tanora malagasy amin’ny sehatra arak’asa isan-karazany ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa sy ny Sekoly miaramila
🔴 Azo tsapain-tanana sahady satria misongadina ny vokatry ny fampiofanana faobe (formation de masse) karakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy Fanofanana arak’asa. Vehivavy miisa 20 tamin’ireo