Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao amin’ny METFP
🔴Ankoatra ny fomba fiasa vaovao izay nahitana vokany sahady tamin’ny alalan’ny hetsika maro izay efa natao hatry izay, dia nitondra endrika vaovao ao amin’ny biraon’ny
🔴Ankoatra ny fomba fiasa vaovao izay nahitana vokany sahady tamin’ny alalan’ny hetsika maro izay efa natao hatry izay, dia nitondra endrika vaovao ao amin’ny biraon’ny
🔴 Vehivavy marefo sy mananotena miisa 140, avy any amin’ny faritra Antsinanana, no notolorana “milina fanjairana, hety, kofehy ary metatra, androany 7 martsa 2024 tao
🔴 70 ka hatrany 80 isan-jaton’ireo tanora 200 niofana tamin’ny asa manodidina ny aterineto (métiers du web), natao tao Toamasina no horaisin’ireo orinasa mpiara-miombona antoka
🔴Mamaha ny olana amin’ny tsy fifanojoan’ny fanofanana sy ny asa ny fitondram-panajakana ankehitriny, amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa. Rehefa avy nifandinika
🔴 Tovovavy vao erotrerony, no nisongadina ary nosokajiana ho “major de promotion” taorian’ny fitsapam-pahaizana, namaranana ny fanofanana “Mécanique moto-BAJAJ”, nokarakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny
🔴 Nifamotoana tao amin’ny Kianja Manara-penitra tao Morondava, Faritra Menabe, ny fianakaviam-ben’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa avy any an-toerana androany zoma voalohan’ny volana
🔴 Niova endrika tanteraka ny efi-trano fampianarana sy fanamboarana sambo vita amin’ny hazo (salle de classe et atelier de construction navale en bois) tao amin’ny
🔴Nandray ny masoivohon’ny Vondrona Eropeanina monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Isabelle Delattre, ny Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fiofanana arak’asa, Ramatoa #Lalatiana_RAKOTONDRAZAFY, androany
🔴 Nomena vahana manokana ny vehivavy marefo (femmes vulnérables) sy mamelon-tena irery ao Toamasina. Natomboka androany alatsinainy 26 febroary 2024 tany an-toerana ny fanofanana faobe
🔴 Taorian’Antananarivo dia i Toamasina indray no misitraka ny fanofanana faobe (formation de masse) maimaimpoana mahakasika ny asa monodidina ny tontolon’ny aterineto (métiers du web)