
Ampela miavotse antoky ny fampandrosoana lovain-jafy
✅✅Tafiditra indrindra ao anatin’ireo hetsika ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 08 martsa izao dia nisy ny fanofanana ireo solotenan’ny fikambanam-behivavy miisa
✅✅Tafiditra indrindra ao anatin’ireo hetsika ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 08 martsa izao dia nisy ny fanofanana ireo solotenan’ny fikambanam-behivavy miisa
🙏🙏”Misaotra sy mankatelina”, izay no ambetintenin’ireo vehivavy miisa 460 avy any aminy faritra 23 izay manaraka fiofanana fohy ezaka ao Iavoloha raha nitsidika sy nifampizara
✅✅Nanatanteraka fambolen-kazo teny Arivonimamo, faritra Itasy ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny 03 martsa 2023, notarihin_dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny
🎯🎯Ho fanomezan-danja ny fahaiza-manao ananan’ireo vehivavy miisa 460 avy ao amin’ny faritry 23 manerana ny nosy; dia niara-nisalahy ny Association Fitia izay tarihan-dRamatoa Mialy RAJOELINA,
👉Ny Alakamisy faha 02 febroary 2023 no notolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovam-pianarana avy amin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ho an’ny LTP Fort Dauphin. ✅Tamin’ny alalan-dRamatoa
Ny asabotsy 25 febroary 2023, vokatry ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ny Association Eau-Soleil PACA, ny Promabio sy ny Nielsen-Massey, dia notokanana, ny fotodrafitr’asa toeram-panovozan-drano na
Ao anatin’ny fampiharana ny politika nasionaly momba ny fampananan’asa sy ny fanofanana arak’Asa (PNEFP) dia notolorana mari-pahaizana ireo 49 mianadahy nisitraka ny fankatoavana ny fahaiza-manao
Une cérémonie de remise des attestations aux jeunes déscolarisés s’est tenue le lundi 20 février 2023, au Lycée Technique du Génie Civile Mahamasina (LTPGCM), en
Conformément à la note de cadrage du FCE, établie par les Partenaires Techniques et Financiers, le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle
Suite à la signature de convention entre le METFP et l’OIF au mois de juillet 2022, une cohorte de 50 formateurs du Ministère de l’Enseignement