
𝐓𝐎𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍-𝐃𝐑𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 – 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐍𝐆𝐀𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎
Nanohy ny fidinana ifotony tao Vangaindrano ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa Marie Marcelline Rasoloarisoa , ny 8 febroary 2025. Tonga