IARINARIVO : Mandray ny andiany manokana amin’ny tetikasa Mivoatse
Ao Iarinarivo, distrikan’Ambohidratrimo no hanatanterahana ny MIVOATSE andiany manokana ny 24, 25 ary 26 mey 2023. Tonga nanome voninahitra ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy Ramatoa