Tatitra teo anivon’ny Antenimieram-pirenena
Ny talata faha 30 mey 2023 no nanatanteraka ny tatitra momba ny asa vita teo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Ministra
Ny talata faha 30 mey 2023 no nanatanteraka ny tatitra momba ny asa vita teo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Ministra
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022-2023 tao amin’ny CR Ilaka Est, distrikan’i Vatomandry ny 28 janoary 2023 ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Isan’ireo nanatanteraka izany