100 taonan’ny SEMIPI Fianarantsoa

100 taonan’ny SEMIPI Fianarantsoa

100 taonan’ny SEMIPI Fianarantsoa

Lanonam-pankalazana ny faha 100 taona’ny Sekoly MIaramilam-PIrenena (SEMIPI) Beravina Fianarantsoa ny 25 mey 2023. Ny SEMIPI moa no sekoly miaramila tranainy indrindra eto Madagasikara izay niforona tamin’ny taona 1923.

Tonga nanatrika ny lanonana ara-miaramila fankalazana ny faha 100 taona ny Filoham-pirenena sady Lehibe Faratampon’ny Foloalindahy, Andry RAJOELINA sy Ramatoa vadiny, Mialy RAJOELINA.

Isan’ny nanamarika ny lanonana ny fanaovam-batemin’ny andiany 2022-2023 izay ahitana mpianatra 84. Ity andiany ity moa dia misalotra ny anarana “Faha zato taonan’ny Sekoly Miaramilam-Pirenena”.

Ny fampianarana eo anivon’ny SEMIPI dia manaraka ny rafitra akademika, teknika ary manaraka ny etika mba hamolavolana olona vonona hanompo ny firenena.

Maro ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta nanatrika ity lanonana ara-miaramila ity ary isan’izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

© CELCOM METFP / mey 2023


100ème Anniversaire de SEMIPI Fianarantsoa

Célébration des 100 ans de l’Ecole Nationale Militaire (SEMIPI) Beravina Fianarantsoa le 25 mai 2023. La SEMIPI est la plus ancienne école militaire de Madagascar, créée en 1923.

Le Président de la République et Commandant Suprême des Armées, Andry RAJOELINA et la Première Dame, Mialy RAJOELINA, sont venus assister à la cérémonie militaire, célébrant le 100ème anniversaire.

L’un des temps forts de la cérémonie a été le baptême de la promotion 2022-2023 qui compte 84 élèves. Cette promotion portera le nom de “100ème anniversaire de l’école nationale militaire”

L’éducation à la SEMIPI est une formation académique, technique et éthique qui forge des personnes prêtes à servir le pays.

De nombreux membres du Gouvernement ont assisté à cette cérémonie militaire, dont la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

© CELCOM METFP / Mai 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle