Fiaraha miasa METFP – ENSOA : Fampiofanana ny tanora avy amin’ny faritra 23
🔴 Hiroso amin’ny fametrahana fiaraha-miasa hanofanana ireo tanora malagasy amin’ny sehatra arak’asa isan-karazany ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa sy ny Sekoly miaramila