
𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔
20 desambra 2024 : Mamarana ny fidinana ifotony tanterahan-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ao amin’ny Faritra SAVA ny fitsidihana ireo ivon-toeram-panofanana sy LTP mandrafitra ny DRETFP ao
20 desambra 2024 : Mamarana ny fidinana ifotony tanterahan-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ao amin’ny Faritra SAVA ny fitsidihana ireo ivon-toeram-panofanana sy LTP mandrafitra ny DRETFP ao
Ny Faritra SAVA no namaranana ny hetsika #FIJERY_HAFA ho amin’ity taona ity. Mahatratra hatrany amin’ny 6 255 ireo tanora tonga nisoratra anarana ho amin’ny fampiofanana
Notanterahina tao amin’ny Asia and Africa Hotel Ivato, ny 19 desambra 2024 ary hitohy hatramin’ny 20 desambra 2024 ny fihaonamben’ireo minisitera telo tompon’andraikitra amin’ny fanabeazana/fampianarana
Ny Faritra DIANA indray no misitraka ny hetsika #FIJERY_HAFA, ny 17 desambra 2024 tao amin’ny Kianja mitafo SOAFENO Antsiranana.Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy Ramatoa Ministra
Nanomboka ny 16 Desambra 2024 , ny Direction de l’Apprentissage et de la Formation Initiale (DAFI) ao amin’ny Ministera dia nanatanteraka atrik’asa niarahana tamin’ireo talen’ny
16 desambra 2024 : Nandritry ny dian-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ao amin’ny Faritra Diana, dia nijery ifotony ny CFTPS ny tenany, notronin’ny Governora, ny Préfet ary
16 andro iadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy16 desambra 2024 : 15 mirahavavy iharan’ny herisetra ao amin’ny Faritra Diana no notolaran-dramatoa
Ho tohin’ilay hetsika FIJERY HAFA natao tetsy Anosibe ny 18 oktobra 2024 lasa teo dia nozaraina androany faha 16 desambra 2024 ireo mari-piofanana ho azy
Voaray hiasa avy hatrany ireo tanora miisa 30 avy ao amin’ny LTP Moramanga tao aorian’ny fangataham-piaraha-miasa nataon’ny DRETFP Alaotra Mangoro tamin’ny orinasa Europ’Alu. Ny 30
Ho fampiharana ny didim-panjakana mikasika ny fiofanana mifandimby na “Décret sur l’alternance” dia tonga nihaona tamin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, RASOLOARISOA