Ny Alakamisy faha 16 novambra 2023 no tontosaina eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny fifidianana Filoham-pirenena, hitantana sy hitondra ny firenena mandritry ny 5 taona manaraka.
Zo ary adidy ny mifidy ka tonga nanefa ny adidy amin’ny maha olom-pirenena azy ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny EPP Mandrosoa Ivato tamin’ny 6ora sy fahefany maraina.
Miaraka isika manangana ho avy mamiratra ho an’ity Tanindrazantsika ity.
© CELCOM METFP/ novambra 2023
Election Présidentielle à Madagascar
Le jeudi 16 novembre 2023 se tient l’élection présidentielle à Madagascar.
Voter est un droit et un devoir. A cet effet, la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, est venue effectuer son devoir envers la patrie, ce jeudi 16 novembre 2023 à l’EPP Mandrosoa Ivato à 6h15 du matin.
Ensemble, construisons un avenir meilleur pour Madagascar.
© CELCOM METFP/ novembre 2023