Fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy tao Vakinankaratra

Fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy tao Vakinankaratra

Fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy tao Vakinankaratra

🎯Marolafy ny tolotra fiofanana avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa, anisan’izany ny fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy notanterahina tao Vakinankaratra.Miisa 118 ireo tantsaha sy tanora avy ao amin’ny fokontany Ambohimiarivo sy Tsaramody distrikan’ Antsirabe ll, no nisitraka izany

🎯Notsinjaraina andiany telo ireo mpiofana. Nanomboka ny faha 25 martsa 2024 ny fiofanana ary nifarana ny faha 15 ny volana may 2024. Anisan’ny sehatrasa fototra iompanan’ny mponina avy amin’ireo fokontany roa ireo ny fiompiana akoho gasy. Nizotra am-pilaminana ny fiofanana, liana dia liana ihany koa ireo mpiofana.

🎯Azo antoka araka izany ny hahazoan’izy ireo vokatra tsara noho ny teo aloha, hitombo sy hivelatra kokoa ny sehatrasa sahanin’izy ireo, nohon’ ny teknika fiompiana vaovao hampivoarana ny fidiram-bolan’ny isan-tokantrano

“Olo mahay raha tsy very mandeha” Dretfp Vakinankaratra

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle