Firarian-tsoa ireo mpifaninana amin’ny “Olympiades des métiers”

Firarian-tsoa ireo mpifaninana amin’ny “Olympiades des métiers”

Firarian-tsoa ireo mpifaninana amin’ny “Olympiades des métiers”

➡️Sambany i Madagasikara no handray anjara amin’ny « Olympiades des métiers », amin’ny sehatry ny tao-trano. betfinal عربي Any Shanghai no hanatanterahana ny fifaninanana manomboka ny 12 hatramin’ny 17 oktobra 2022. العاب اون لاين مجانا ماكينات القمار على الانترنت

📌Telo (03) mirahalahy no hisolotena an’i Madagasikara hiatrika  izany fifaninanana izany :

  • ELY Romain, LTP Toamasina : fikirakirana fantson-drano (plomberie)
  • RAKOTOARIVONY Henintsoa Herimanana Fanomezanjanahary, LTPGC Mahamasina : rafitra biriky na/sy vato (maçonnerie)
  • HERINIAINA Nirilanto Olivier, ASFOR Tanjombato : fikirakirana herinaratra (installation électrique)

✅Noraisin’ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella izy ireo, niaraka tamin-dRamatoa Ratsimbazafy Ozélar, mpianatry ny VATEL Madagascar izay avy niatrika fifaninanana tany Namibie, teo amin’ny sehatry ny hainahandro.

Marihina fa tanora miisa 1.600 no hifanintsana amin’ity WorldSkills ity, amin’ny sehatr’asa maherin’ny efapolo (40). كازينو قطر شرح لعبة بينجو

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mai 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle