Fizarana fifanarahana arak’asa tao amin’ny faritra Vakinankaratra

Fizarana fifanarahana arak’asa tao amin’ny faritra Vakinankaratra

Fizarana fifanarahana arak’asa tao amin’ny faritra Vakinankaratra

Tao aorian’ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fizarana fifanarahana arak’asa tany amin’ny Faritra DIANA ny 27 martsa 2023, dia anjaran’ny eto Vakinankaratra indray no misitraka izany.

Tonga nanolotra izany fifanarahana arak’asa izany tao amin’ny Tranom-pokonolona Antsirabe Ramatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, notronin’ny Governoran’ny Faritra Vakinankaratra, ny Mpiadidy ny tananan’Antsirabe sy ny solotenan’ny Ben’ny Tananan’Antsirabe ny 05 mey 2023.

Nandritry ny lahateniny Ramatoa Ministra dia nanentana ireo mpiara-miasa vao avy noraisina mba hitandro fatratra sy hanaja tsara ny asa satria ny fitondram-panjakana dia efa manao ny ezaka ho fitsinjovana ireo vakatera mbola tsy voaray.

Tafiditra indrindra ao anatin’ny fampiharana ny Velirano faha 4 sy faha 6 napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA izao fandraisana mpiasam-panjakana izao. Tsara ny manamarika fa ny fanofanana tsara kalitao no antoka mampahomby ny fampananan’asa sy ny fisitrahana asa mendrika.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ mai 2023


Remise des contrats de travail de la région Vakinankaratra

Suite au lancement officiel de la remise des contrats de travail dans la Région DIANA le 27 mars 2023, c’est au tour du Vakinankaratra de recevoir leurs contrats.

Madame le Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella a tenu spécialement à remettre en main propre ces contrats de travail aux vacataires récemment recrutés. Le Gouverneur de la Région Vakinankaratra, le Préfet de la ville d’Antsirabe et le représentant du Maire d’Antsirabe ont aussi honoré de leur présence la cérémonie le 05 mai 2023 au Tranom-pokonolona Antsirabe.

Madame le Ministre a souligné dans son discours qu’il est important de reconnaître la chance que représente l’obtention d’un emploi et de faire preuve de diligence et de professionnalisme dans ses fonctions. Elle a aussi insisté sur les efforts menés par l’Etat pour le recrutement des vacataires.

Ce recrutement des agents de l’Etat s’inscrit dans la politique du MEETFP tout en mettant en application les Velirano 4 et 6 instaurés par le Président Andry RAJOELINA. Ainsi, une formation de qualité est garante d’un emploi décent.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ mai 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle