➡️Tonga teto Toamasina, renivohitry ny faritra Atsinanana, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ny zoma 25 martsa 2022.
✅Nifampidinika sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpampiofana, ireo talen’ny ivotoeram-panofanana, ary ireo mpandraharaha rehetra aty an-toerana ny tenany, vantany vao tonga.
📌Tanjona ny hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, araka ny Velirano sy toromarika avy amin’Andriamatoa Filoham-pirenena.
« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mars 2022





















