Fananganan-tsaina voalohany ho an’ny taona 2022

Tontosa ny alatsinainy 10 janoary 2022 ny fananganan-tsaina voalohany amin’ity taona 2022 ity teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.

Vory lanona ny fianakaviamben’ny minisitera nandritra io fotoana io niarahaba an-dRamatoa Minisitra VAVITSARA Gabriella Rahantanirina.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP / janvier 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle