METFP : Fête du Travail

💼📋⚒️La fête du Travail est une occasion pour nous de reconnaître les efforts inestimables des personnes qui travaillent dur pour le développement de notre Pays, de notre économie, afin d’assurer l’avenir de notre génération future.

🙏🏼🙏🏼Je suis très reconnaissante envers mes collaborateurs et le personnel du METFP, pour leur dévouement et le courage à améliorer l’enseignement technique et formation professionnelle.
📌Vous tous, amis, collègues, collaborateurs, soyez fiers de ce que vous avez accompli pour notre pays.
Bonne fête du travail !!!

💼📋⚒️Ny fetin’ny asa, dia fotoana hankasitrahana ny ezaka be nataon’ny tsirairay ho fampandrosoana ny Firenena, ho fampandrosoana ny ara-ekonomika, mba hitsinjovana ny hoavin’ny taranaka any aoriana.

🙏🏼🙏🏼Eto aho dia mankasitraka an’ireo mpiara-miasa amiko akaiky sy ny mpiasa rehetra ato amin’ny METFP, ny amin’ny ezaka sy zoto-po hanatsarana ny fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa.

📌Ianareo rehetra namako, mpiara-miasa, mpiara-miombonantoka, afaka mirehareha isika, ny amin’ireo ezaka vitantsika ho an’ity firenentsika ity.
Mirary fetin’ny asa am-pilaminana ho antsika rehetra.

VAVITSARA Rahantanirina Gabriella
Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

« Olo-mahay raha tsy very mandeha »

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle