Juin 1973_Juin 2023: La Banque Centrale célèbre ses 50 années d’existence . Ce 19 juin 2023, une cérémonie de lancement du 50è anniversaire de la Banque Centrale de Madagascar s’est tenue à Antaninarenina, sous le haut patronage de son Excellence Monsieur Andry Rajoelina, Président de la République de Madagascar.
Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle a été parmi les membres du Gouvernement presents à cet événement.
“Résiliente au cœur de l’innovation”, tel est le slogan de la BFM, dans ce cadre une pose de première pierre de l’extension du siège de la Banque Centrale a été effectuée par le Président de la République et son épouse en présence du Gouverneur de la Banque Centrale, ainsi que la Ministre des Finances.
Par ailleurs, la première pièce d’or de 50 Ariary, une pièce commémorative du 50è anniversaire de la BFM a été présentée lors de la cérémonie.
© CELCOM METFP/ juin 2023
Fankalazana ny faha-50 taonan’ny Banky Foiben’i Madagasikara
Volana jona 1973_volana Jona 2023, mankalaza ny faha 50 taona nijoroany ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM). Notanterahina ny 19 jona 2023 ny fankalazana izany teny Antaninarenina. Hetsika teo ambany fiahian’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina. Anisany mpikamban’ny Governemanta niatrika ny lanonana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.
“Mihavao sy mihamafy orina hatrany” io no teny filamatry ny BFM, ka anisany nanamarika ny fankalazana ny fametrahana vato fototra hananganana fotodrafitr’asa vaovao hanitarana ny Banky Foiben’i Madagasikara. Ho hita ao ny birao samihafa, ny toeram-pivoriana, toerana manokana hitehirizana volamena sy ny maro samihafa.
Ankoatra izay, naseho ampahibemaso nandritry ny lanonana fankalazana ary natolotry ny Filoham-pirenena ny vola 50 Ariary natao tamin’ny volamena ho mariky ny fankalazana ny faha 50 taonan’ny Banky Foiben’i Madagasikara.
© CELCOM METFP/ jona 2023