Madagascar remporte la première place dans les catégories Dame et Homme lors des jeux des îles, discipline Rugby à 7 au stade Makis Andohatapenaka ce 02 septembre 2023.
📌 Score final:
- Dame: Madagascar 26 – 00 La Réunion
- Homme : Madagascar 17 – 14 La Réunion
📌 Classement des équipes :
✅DAME
- 🥇Médaille d’or pour MADAGASCAR
- 🥈Médaille d’argent pour La REUNION
- 🥉Médaille de bronze pour MAYOTTE
✅HOMME
- 🥇Médaille d’or pour MADAGASCAR
- 🥈Médaille d’argent pour La REUNION
- 🥉Médaille de bronze pour MAURICE
Une remise des médailles a été effectuée par les officiels à la fin de cette journée.
Au nom de Son Excellence Andry RAJOELINA, Président de la République et de Madame Mialy RAJOELINA, son épouse, de la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ainsi qu’au nom des autres Ministres coachs, nous tenons à remercier tous les joueurs venant des îles voisines et surtout les Makis de Madagascar. Nous adressons également nos sincères remerciements à tous les staffs techniques, les arbitres ainsi que tous ceux qui ont contribué dans la réalisation de ces jeux.
© CELCOM METFP/ septembre 2023
Medaly volamena roa ho an’i Madagasikara tamin’ny taranja Rugby A7
Nibata fandresena roa miantaona ny malagasy teo amin’ny taranja Rugby à 7, izay natao tao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka anio faha 02 septambra 2023.
📌 Voka-dalao farany :
- Dame: Madagascar 26 – 00 La Réunion
- Homme : Madagascar 17 – 14 La Réunion
📌 Filaharan’ireo ekipa mpandray anjara :
✅ VEHIVAVY
- 🥇Médaille d’Or ho an’i MADAGASIKARA
- 🥈Médaille d’argent ho an’i La REUNION
- 🥉Médaille de bronze ho an’i MAYOTTE
✅ LEHILAHY
- 🥇Médaille d’Or ho an’i MADAGASIKARA
- 🥈Médaille d’argent ho an’i La REUNION
- 🥉Médaille de bronze ho an’i MAURICE
Nofaranana tamin’ny fanolorana ireo medaly ho an’ny laharana voalohany, faharoa ary fahatelo ny tontolo andro faharoa, niarahana tamin’ireo manam-pahefana.
Etoana, amin’ny anaran’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy Ramatoa vadiny Mialy RAJOELINA, amin’ny anaran’ny Ministra mpiahy VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ireo Ministra roa tonta mpiahy ny taranja dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ireo mpilalao rehetra avy amin’ny nosy rahavavy fa indrindra ny Makis de Madagascar lahy sy vavy izahay.
Tsy adino ihany koa ireo ekipa teknika, ireo mpitsara sy ireo mpandraharaha rehetra niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana izao lalaon’ny nosy taranja Rugby à 7 izao.
© CELCOM METFP/ septambra 2023