DRETFP Boeny: fanolorana mari-piofanana fohy ezaka

DRETFP Boeny: fanolorana mari-piofanana fohy ezaka

DRETFP Boeny: fanolorana mari-piofanana fohy ezaka

✅✅Tanora miisa 417 tao amin’ny Faritra Boeny no nisitraka fanofanana fohy ezaka mahakasika ny Informatique, Pâtisserie Cuisine, Correspondance administrative, Diagnostic Mécanique, soudure, pirogue en plaque de fibre de verre, Coupe et couture,transformation de fruit, Mécanique vedette, Dépannage, Produits laitiers.

➡️➡️Ny 10 oktobra 2022 no nanatanterahana ny famoahana azy ireo tao amin’ny LTP Mahajanga. البلاك جاك كازينو العرب 888 Tonga nanome voninahitra ny lanonana Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notronin’ireo delegasiona nanara-dia azy sy ireo manam-pahefana ao an-toerana. العاب الخيول كيفية لعبة البوكر

🎯🎯Nandritra io fotoana io koa no nanomezan-dRamatoa Minisitra fitaovam-pianarana toy ny kahie, gaoma, penina maro loko, kitapo , fitsipika ary pensily hazo ho an’ny kilasy modely sy mendrika; mpianatra miisa 33, kilasy fahatelo, sampam-panofanana « Froid » no nisitraka izany

⬆️⬆️ Nanamafy hatrany Ramatoa Ministra fa tsy ny fahazoana ny « Attestation » no tanjona fa ny fahaizana mampihatra ny fahaiza-manao mba hananana asa mendrika ary enti-mampandroso ny Faritra Boeny.

▶️▶️Ankilan’izay, ny Logistique Pétrolière ihany koa dia nanolotra solosaina efatra (4) ho an’ny fitaliavam-paritry ny ETFP Boeny, ho fitohizan’ny fiaraha-miasa sy enti-manatsara sy mampandroso ny fiofanana. القمار العب روليت اون لاين

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP/ Oktobra 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle