Famatsian-drano amin’ny paompy mandeha amin’ny herin’ny masoandro ho an’ny LTP Sambava

Famatsian-drano amin’ny paompy mandeha amin’ny herin’ny masoandro ho an’ny LTP Sambava

Famatsian-drano amin’ny paompy mandeha amin’ny herin’ny masoandro ho an’ny LTP Sambava

Vokatry ny fifanaraham-piaraha-miasa natomboka ny volana septambra 2022 eo amin’ny Assococoation Eau – Soleil PACA sy ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, dia hisy tetikasa famatsian-drano vaovao amin’ny alalan’ny paompy mandeha amin’ny herin’ny masoandro, sy fampiharana programa fanofanana matihanina ho an’ny LTP Sambava.

Ka miompana amin’izay indrindra ny fitsidihana nataon’ny Filohan’ny AES PACA an-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny alatsinainy 23 oktobra 2023.

Izao fihaonana izao dia nahafahan’ny Filohan’ny fikambanana nizara ny fandaharan’asa vaovao momba ny fampidiran-drano ho an’ny Lysea Teknika ao amin’ny kaominina Sambava (faritra SAVA) sy ny manodidina azy.

Hampifandraisina amin’ny fametrahana ny fahaiza-manaon’ny tanora eo amin’ny sehatry ny famatsian-drano sy ny fitsinjarana ny rano ary koa ny angovo azo avy amin’ny masoandro ity fandaharan’asa fanofanana arak’asa itsinjaram-pahefana ity.

Tsara marihana fa ity tetikasa ity dia miantoka ny:

  • fametrahana tambajotran-drano hamatsiana ny LTP sy ny fotodrafitrasa ao aminy.
  • fametrahana tambajotran-dranom-panabeazana mifanandrify amin’ny angovo azo havaozina (kits pumping solaire), ahafahana mampiofana ny mpianatra amin’ny fametrahana sy fikojakojana ireo rafitra.
  • fananganana sehatra manavao, amin’ny fanofanana mialoha ny mpampiofana malagasy, mba hahafehy tanteraka ny teknika samihafa izay tsy maintsy homeny.

Mba hiantohana ny fahombiazan’ity tetikasa ity, dia ilaina ny mampiroborobo ny fampianarana ara-teorika sy ny fampiharana, ahafahana miantoka ny fifehezana ireo teknika mifanaraka amin’ny hita eo amin’ny sehatry ny asa.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ oktobra 2023


Adduction d’eau par pompage solaire pour le LTP Sambava

Grâce au partenariat établi depuis le mois de septembre 2022, l’Association Eau – Soleil PACA s’engage avec le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle dans un nouveau projet d’adduction d’eau par pompage solaire couplé à un programme de formation professionnelle pour le LTP Sambava.

Ainsi, la Ministre de l’ETFP, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, a reçu la visite du Président de l’AES PACA ce lundi 23 octobre 2023 à son bureau.

La rencontre de ce jour a permis au Président de l’association de faire un partage de son nouveau programme d’accès à l’eau pour le Lycée Technique et Professionnel du BTP de la commune de Sambava (région SAVA) et de ses voisinages.

Ce programme de formation professionnelle décentralisé sera associé à l’installation pour développer les compétences professionnelles des jeunes dans le système d’adduction et de la distribution de réseaux d’eau ainsi que de l’énergie solaire.

Il est à noter que ce projet prévoit :

  • l’installation d’un réseau d’eau pour alimenter le lycée et ses infrastructures.
  • la mise en place en parallèle d’un réseau d’eau pédagogique en lien avec les énergies renouvelables (kit de pompage solaire) permettant de former les apprenants à l’installation et la maintenance des systèmes.
  • la création d’une filière innovante, en formant en amont les formateurs malagasy, afin qu’ils aient une parfaite maîtrise des différentes techniques qu’ils auront à dispenser.

Afin de garantir l’efficience de ce projet, il est indispensable de favoriser un enseignement théorique, mais également pratique à partir de l’installation. C’est la condition sine qua non pour une parfaite maîtrise technique des futurs techniciens en conformité avec les attentes du marché du travail.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ octobre 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle