Faritra Analanjirofo : Fanorenana Ivon-toeram-panofanana ao Soanierana Ivongo

Faritra Analanjirofo : Fanorenana Ivon-toeram-panofanana ao Soanierana Ivongo

Faritra Analanjirofo : Fanorenana Ivon-toeram-panofanana ao Soanierana Ivongo

Ny taom-panofanana 2022- 2023 ho avy izao no hisokatra ny ivontoeram-panofanana eto Soanirena Ivongo, hoy ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella.

Efa ela niandrasana izany ivontoeram-panofanana izany ny teto Soanierana Ivongo, satria dia voatery mihazo an’i Vavatenina na Fenoarivo Atsinanana ireo mpianatra maniry hanaraka ny lalam-piofanana teknika hatramin’izay. روليت اون لاين

Nanome toromarika ny Fitaleavam-paritra Analanjirofo noho izany Ramatoa Minisitra, ny amin’ny fanaraha-maso akaiky ny fananganana ity sekoly teknika ity nandritra ny fitsidihana nataony.

Nitsidika ny ivontoeram-panofanana momba ny zaitra, izay tantanan-dry Masera ao Soanierana Ivongo ihany koa ny Minisitry taorian’ny nitsidihany ny ivontoeram-panofanana ho an’ny vehivavy tao Fenoarivo Atsinanana. كيف تفوز بالروليت

Ankoatra izay, dia tanora miisa 800 ao anatin’ny distrikan’ny Soanierana Ivongo sy Fenoarivo Atsinanana no nisitraka fanofanana fohy ezaka, sy asa velon-tena, izay tafiditra indrindra ao anatin’ny politikan’ny Ministera sy ho fanatrarana ny vinan’ny Filoham-pirenena amin’ny fampananan’asa mendrika ho an’ireo tanora.

 » Olo mahay raha tsy very mandeha « 
©️SCOM METFP/ DRETFP ANALANJIROFO – Jolay 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle