Fiarahabana tratry ny taona vaovao 2023

Tonga niarahaba sy nirary soa an-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, nohon’ny fahatratrarana ny taona vaovao 2023 ireo Solombavambahoaka voafidy tao Atsimondrano, tao Betafo, tao Moramanga ary tao Fianarantsoa, ny 24 janoary 2023.

Izao fihaonana izao ihany koa dia entina hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ireo Solombavambahoaka sy ny Ministera mba hipaka hatrany ifotony izany.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ janoary 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle