Izahay eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa dia maneho ny fankasitrahana anao Andriamatoa Ministra TSIKEL’IANKINA Ernest tamin’ny asa sy ny fikirizana nataonao nandritry ny fotoana nitantananao ity Ministera ity.
Mirary anao hahaleo hahalasana amin’ny adidy sy andraikitra izay miandry anao ary mirary soa anao sy ny ankohonanao izahay. سلوتس