🙏🙏”Misaotra sy mankatelina”, izay no ambetintenin’ireo vehivavy miisa 460 avy any aminy faritra 23 izay manaraka fiofanana fohy ezaka ao Iavoloha raha nitsidika sy nifampizara tamin’izy ireo Ramatoa Mialy RAJOELINA vadin’ny Filoham-pirenena, ny asabotsy 04 martsa 2023.
💯💯Afa-po tanteraka ireto mpiofana ireto, satria na ny fitaovana nampiasaina toy ny lafaoro gasy sy ireo akora nianarana nahandro sy nanamboarana mofomamy dia tsy mananosarotra fa mora hita eny amin’ireo tsena andavanandro. Mora raisina ihany koa ny fampiofanana, vonona izy ireo hampihatra sy hamorona asa ho an’ny tenany avy amin’ny hay nahandro azon’izy ireo.
🎯🎯Mitohy ny alahady ny fanofanana izay hiompana tanteraka amin’ny fomba fitantanana, sy ny fananganana tsena manokana, ahafahan’izy ireo misehatra amin’ny asa avy hatrany.
👉👉Nanantitrantitra ny vadin’ny Filoha tamin’ireo renim-pianakaviana mba hitozo hatrany amin’ny fampianaran-janaka, satria izany no lova tsara indrindra.
📝📝Tonga nanotrona izao fotoana izao ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ny Ministry ny Mponina, ny Fiahiana Sosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ martsa 2023
………………………
Visite de la Première Dame Mialy RAJOELINA auprès des 460 récipiendaires de la formation de courte durée.
👉👉Au Palais d’Etat d’Iavoloha, La Première Dame, Mialy RAJOELINA ainsi que Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et Madame le Ministre de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme sont venues visiter les 460 femmes en cours de formation ce 04 mars 2023.
🎯🎯Honorées par la présence de la Première Dame et les deux Ministres, ces femmes n’ont pas les mots pour décrire leur gratitude envers l’octroi de cette formation. “Merci de tout cœur, merci” disent-elles.
💯💯Durant la visite, les 460 femmes affirment être entièrement satisfaites, car les équipements utilisés tels que le four artisanal ainsi que les ingrédients pour cuisiner et réaliser les gâteaux sont disponibles et faciles à trouver sur le marché au quotidien.
✅✅D’autre part, la formation est également facile à suivre et elles sont prêtes à créer des emplois pour elles-mêmes à partir des compétences et savoirs-faire acquises durant ces trois jours.
📝📝Au cours de la dernière journée de formation, les apprenantes suivront une formation sur la gestion et la création de marché propre à chacune d’elles leur permettant de travailler immédiatement.
⏩⏩Pour sa part, la Première Dame a tenu à sensibiliser les femmes à envoyer leurs enfants à l’école, car selon le dicton malagasy “Ny fianarana no lova tsara indrindra”.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ mars 2023