Miorina ao amin’ny tanànan’i Tsaravary Mananjary, ny fikambanana PACHAMAMA dia ONG natsangana teto Madagasikara tamin’ny taona 2010 ary nankatoavin’ny fanjakana malagasy.
Mandray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny PACHAMAMA vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny Cœur de forêt. Ny agroécologie, ny agro forestier ary ny fambolena sakafo no fomba fiasa novolavolain’ny fikambanana ahafahany manatratra ireo tanjona sy fikajiana ny zava-manan’aina.
Manoloana izany indrindra, manam-paniriana ny hanangana ivon-toeram-piofanana momba ny fambolena, ny fikambanana ka nidina nijery ifotony ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, notronin’ny ekipa teknikan’ny METFP ny 12 jolay 2023.
Mialoha ny fitsidihana dia nihaona tamin’ny Ben’ny tananan’ny Tsaravavy Ramatoa Ministra sy ireo delegasiona miaraka aminy.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jolay 2023
Visite du domaine Pachamama
Installée dans la commune de Tsaravary Mananjary, l’association PACHAMAMA est une ONG créée à Madagascar en 2010 agréée par l’état Malagasy.
PACHAMAMA contribue à la préservation de l’environnement grâce à leur collaboration avec Cœur de forêt. L’agro écologie, l’agro forestier, la culture de rente ainsi que la culture vivrière sont l’approche systématique que l’association a développé et adapté dans le but de parvenir à la durabilité et aussi dans le but de conserver la biodiversité.
A cet effet, dans un objectif d’installer un centre de formation à vocation agricole, Madame le Ministre de l’ETFP, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, a effectué une descente sur les lieux le 12 juillet 2023 accompagné de l’équipe technique du METFP.
Avant la visite du terrain de Pachamama, la Ministre a rencontré la Maire de la Commune de Tsaravary.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juillet 2023