Fizarana Kits Scolaires ho an’ny Faritra Analamanga

Fizarana Kits Scolaires ho an’ny Faritra Analamanga

Fizarana Kits Scolaires ho an’ny Faritra Analamanga

Amin’izao fidiran’ny mpianatra eto anivon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana ark’asa izao dia notoloran-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella fitaovam-pianarana ireo ivon-toeram-piofanana miisa 25 eto amin’ny Faritra Analamanga ny faha 26 septambra 2023 tao amin’ny Petit Amphi Ampefiloha.

Ireo kits scolaires dia mizara roa, izany hoe fitaovana feno ahitana kitapo, penina, pensilihazo, gaoma, fitsipika, kahie), ho an’ny ivon-toeram-piofanana ao Fihaonana sy Andranofeno Sud ; ary kahie, tsaoka, compas ho an’ireo hafa.

Izao tosika izao araka ny nambaran-dRamatoa Ministra dia entina hanampiana ny toeram-pianarana sy ireo mpampianatra ary mpianatra ary hahazo ny anjarany avokoa ny faritra rehetra manaerana ny nosy. Nampanantena ihany koa Ramatoa Ministra fa hisy fanomezana lamba ho an’ireo ivon-toeram-piofanana ho an’ny vehivavy.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ septambra 2023


Remise des Kits Scolaires aux établissements d’Analamanga

À l’occasion de la nouvelle année scolaire, la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella a remis ce 26 septembre 2023 au Petit Amphi Ampefiloha les kits et fournitures scolaires pour les 25 établissements d’ETFP de la région Analamanga.

Des kits scolaires complets dont des cahiers, stylos, règle, cartable, gomme, crayon sont destinés aux établissements de Fihaonana et Andranofeso Sud. Et pour les autres établissements des cahiers de textes pour les enseignants, des craies, des compas.

Cette initiative, selon Madame le Ministre, vise à aider les établissements, les enseignants et les apprenants. A noter que toutes les régions de Madagascar vont bénéficier de cette dotation. La Ministre a également promis que des tissus seront distribués aux établissements de formation pour les femmes afin que les apprenants puissent faire plus de travaux pratiques.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ septembre 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle