Inauguration après réhabilitation de deux infrastructures (LTP et CFPF) à Mananjary

Inauguration après réhabilitation de deux infrastructures (LTP et CFPF) à Mananjary

Inauguration après réhabilitation de deux infrastructures (LTP et CFPF) à Mananjary

L’ensemble réunissant Lycée Technique et Professionnel et Centre de Formation Professionnelle pour les Femmes (CFPF) Mananjary, en plein cœur de la région Vatovavy, a été inauguré ce jeudi 13 juillet 2023 après d’importants travaux financés entièrement par l’OIT.

Une cérémonie sous la houlette de Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, en présence du Député de Madagascar élu à Mananjary, Monsieur ANDRIANANDRASANA Norbert et de Monsieur Coffi Dominique Agossou, Directeur du Bureau de Pays de l’OIT pour Madagascar, les Comores, Maurice et les Seychelles ainsi que le Préfet de Mananjary.

Lors de son discours, la Ministre a résumé ce que symbolise l’acte solennel de cette journée, elle a adressé un mot de remerciement à l’endroit de l’OIT qui a répondu à la requête du Ministère. Souligne que ces travaux s’inscrivent dans le projet de rétablissement socio-économique suite aux passages des cyclones ANA et BATSIRAI à Madagascar, dont Mananjary est l’un des plus touché.

Face à cette urgence, le Bureau de l’OIT pour Madagascar a mobilisé des ressources pour lancer rapidement des actions de réhabilitation et de reconstruction par l’utilisation de l’approche HIMO structurée. « C’est une participation de l’OIT à la réalisation de la politique générale de l’Etat sur le Velirano 4 : Education et formation pour tous et le velirano 6 : l’emploi décent pour tous, car nous avons tous la responsabilité de guider nos jeunes vers l’excellence, de les inspirer et de les aider à exploiter tout leur potentiel. », prononce le Directeur du Bureau de Pays de l’OIT pour Madagascar, les Comores, Maurice et les Seychelles.

Avec cette cérémonie qui acte la mise en service de ces bâtiments, il n’en demeure pas moins que son usage premier est, la formation des jeunes, des femmes, mais s’ajoute également la formation des personnes en situation de handicap qui rejoint la première promotion du CFPF.

Un enthousiasme à la hauteur des attentes, le CFPF a bénéficié d’une réhabilitation du bâtiment, l’installation des équipements photovoltaïques pour alimenter le Centre en électricité et la clôture.

Au profit du LTP, trois salles de classe d’une superficie totale de 180 m², munis de système de captages d’eau de 8 000 litres.

Pour la pérennisation des infrastructures, l’OIT appuie la mise en place d’un comité d’entretien, les dotations des kits d’entretien et la formation de ces agents.

Une remise de certificats pour les 51 formés en coupe et couture, informatique-bureautique, cuisine et pâtisserie a clôturé la cérémonie.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juillet 2023


Fotodrafitrasa roa sosna (LTP sy CFPF) notokanana tao aoriam-panavaozana azy ao Mananjary

Notokanana ny alakamisy 13 jolay 2023 ireo fotodrafitrasa roa izay ahitana ny Lysea teknika (LTP) sy ny ivon-toeram-panofanana ho an’ny vehivavy (CFPF) ao Mananjary, faritra Vatovavy, taorian’ny asa lehibe fanarenana izay novatsian’ny OIT manontolo.

Lanonana notarihin-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, natrehin’ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Mananjary, Andriamatoa ANDRIANANDRASANA Norbert, Andriamatoa Coffi Dominique Agossou, Talen’ny Fikambanana momba ny asa ho an’i Madagasikara, Kaomoro, Maorisy ary Seychelles ary koa ny Prefen’i Mananjary.

Nandritry ny lahateniny Ramatoa Minisitra dia nisaotra ny OIT izay namaly ny fangatahan’ny minisitera. Nohamafisina fa tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanarenana ara-tsosialy sy ara-toekarena taorian’ny fandalovan’ny rivodoza ANA sy BATSIRAI teto Madagasikara ity asa ity. Ary anisan’ny tena voa mafy sy nitondra takaitra i Mananjary.

Manoloana izany hamehana izany, ny Biraon’ny OIT dia nanetsika ireo loharanon-karena mba hanombohana haingana ny asa fanarenana amin’ny alalan’ny fomba fiasa mirindra.

“Fandraisan’anjaran’ny OIT amin’ny fanatanterahana ny ireo Velirano faha 4 : Fanabeazana sy fanofanana ho an’ny rehetra ary ny velirano faha 6: asa mendrika ho an’ny rehetra, satria isika rehetra dia manana andraikitra hitantana ny tanorantsika mankany amin’ny fahalavorariana, hanentanana azy ireo ary hanampy azy ireo hahatratra ny fahaiza-manaony.”, Hoy ny Talen’ny OIT eto Madagasikara, Kaomoro, Maorisy ary Seychelles.

Amin’izao lanonam-pitokanana roa sisona izao dia tsara ny manamarika fa ny tanora sy ny vehivavy no hisitraka izao fotodrafitrasa vaovao izao.
Ary tsindrina manokana ihany koa fa isan’ireo hisitraka fampiofanana eo anivon’ny CFPF ireo vondron’olona marefo sy manana fahasembanana.

Raha ny CFPF no asian-teny dia tombony lehibe azon’ny ivon-toeram-panofanana ny fametrahana fitaovana photovoltaïques hamatsiana herinaratra ankoatra ny trano vaovao sy ny fefy manodidina.

Ary ho an’ny LTP kosa, dia efitrano fianarana telo eo amina velaran-tany 180 m² izay novatsiana tobin-drano mahazaka 8.000 litatra.

Hisy araka izany ny fananganana komity fikojakojana, ny fanomezana kojakoja ary ny fanofanana ireo mpiasa ireo mba hateza izao fotodrafitrasa izao.

Nofaranana tamin’ny fanolorana mari-panamarinana nahavitana fiofanana ho an’ireo 51 mianadahy nanaraka fiofanana momba ny fanjairana, ny nahandro sy fanaovana mofomamy, ny informatika teo anivon’ny CFPF Ny lanonana.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jolay 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle